2 Samoela 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nahatehotia sy nahafinaritra i Saoly sy Jonatana+ fony fahavelony,Ary tsy nisaraka na teo amin’ny fahafatesany aza.+Haingam-pandeha noho ny voromahery izy ireo,+Ary mahery noho ny liona.+ 1 Mpanjaka 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa naleviny tao amin’ny fasany ny fatin-dralehilahy. Ary nitomany azy+ ny olona, sady nanao hoe: “Indrisy, ry rahalahiko!”
23 Nahatehotia sy nahafinaritra i Saoly sy Jonatana+ fony fahavelony,Ary tsy nisaraka na teo amin’ny fahafatesany aza.+Haingam-pandeha noho ny voromahery izy ireo,+Ary mahery noho ny liona.+
30 Koa naleviny tao amin’ny fasany ny fatin-dralehilahy. Ary nitomany azy+ ny olona, sady nanao hoe: “Indrisy, ry rahalahiko!”