Hosea 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hataoko ampamoaka+ izy noho ireo andro nanolorany setroka ho sorona+ ho an’ny sarin’i Bala,+ dia ireo andro nanaovany kavina sy haingo+ ka nanarahany an’ireo lehilahiny.+ Izaho anefa hadinony’,+ hoy i Jehovah. Mika 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Na ny tsara indrindra eo aminy aza dia toy ny voarointsilo, ary ny olo-marina indrindra dia ratsy noho ny fefy tsilo.+ Ho tonga anefa ilay andro nambaran’ny mpitilinao, eny, ilay andro hifantohana aminao.+ Koa ho very hevitra izy ireo.+
13 Ary hataoko ampamoaka+ izy noho ireo andro nanolorany setroka ho sorona+ ho an’ny sarin’i Bala,+ dia ireo andro nanaovany kavina sy haingo+ ka nanarahany an’ireo lehilahiny.+ Izaho anefa hadinony’,+ hoy i Jehovah.
4 Na ny tsara indrindra eo aminy aza dia toy ny voarointsilo, ary ny olo-marina indrindra dia ratsy noho ny fefy tsilo.+ Ho tonga anefa ilay andro nambaran’ny mpitilinao, eny, ilay andro hifantohana aminao.+ Koa ho very hevitra izy ireo.+