FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nivaro-tena izy fa maivan-doha. Nandoto an’ilay tany izy,+ ary nanitsakitsa-bady satria nanompo vato aman-kazo.+

  • Jeremia 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha mba manana toeram-pilasian’ny mpanao dia lavitra mantsy aho any an-tany efitra,+ dia handao ny oloko aho ka handeha lavitra azy, satria mpanitsakitsa-bady+ izy rehetra sady mpamitaka+ daholo.

  • Jeremia 13:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 sy ny fanitsakitsaham-bady ataonao,+ sy ny filanao+ lehilahy, ary ny fitondran-tenanao baranahiny tamin’ianao nivaro-tena. Hitako ny zava-maharikoriko nataonao teny amin’ny havoana sy teny an-tsaha.+ Lozanao, ry Jerosalema ô! Tsy hadio ianao.+ Mandra-pahoviana ianao no ho toy izany?”+

  • Ezekiela 16:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Raha manitsakitsa-bady ny vehivavy, dia olon-kafa no alainy fa tsy ny vadiny.+

  • Hosea 7:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Mpanitsakitsa-bady izy rehetra,+ sady toy ny lafaoro narehitry ny mpanao mofo, izay tsy misorona afo rehefa avy namolavola koba mandra-pitombon’ilay koba.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara