Deoteronomia 30:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao mantsy ianao, mba hitandrina ny didiny sy ny lalàny voasoratra ato amin’ity boky misy ny lalàna ity,+ satria hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ianao.+ Malakia 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa hatramin’ny andron’ny razanareo ianareo no niala tamin’ny fitsipiko sy tsy nitandrina izany.+ Miverena amiko, dia hiverina aminareo aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Ary hoy ianareo: “Ahoana no hiverenanay aminao?”
10 Hihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao mantsy ianao, mba hitandrina ny didiny sy ny lalàny voasoratra ato amin’ity boky misy ny lalàna ity,+ satria hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ianao.+
7 Efa hatramin’ny andron’ny razanareo ianareo no niala tamin’ny fitsipiko sy tsy nitandrina izany.+ Miverena amiko, dia hiverina aminareo aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Ary hoy ianareo: “Ahoana no hiverenanay aminao?”