FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa hoy i Jehovah: “Tena mafy tokoa ny fitarainana momba an’i Sodoma sy Gomora,+ ary tena mavesatra ny fahotan’izy ireo.+

  • Deoteronomia 32:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Fa avy amin’ny voalobok’i Sodoma ny voalobok’izy ireo,

      Avy amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Gomora.+

      Misy poizina ny voalobok’izy ireo,

      Ary mangidy ny voaloboka amin’ny sampahony.+

  • Isaia 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Henoy ny tenin’i Jehovah,+ ry mpitondra jadon’i+ Sodoma!+ Aoka ianareo mponin’i Gomora hanongilan-tsofina amin’ny lalàn’Andriamanitsika.

  • Joda 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Toy izany koa i Sodoma sy Gomora ary ny tanàna teny akaikiny,+ izay samy nanaram-po tamin’ny fijangajangana toy ireo anjely ireo koa, ka nanaraka ny filan’ny nofony mba hanao zavatra tsy fanao.+ Aseho ho anatra+ ho antsika ireo tanàna ireo, rehefa notsaraina ka nosazina tamin’ny afo maharitra mandrakizay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara