FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izay matahotra an’i Jehovah no manana fifandraisana akaiky aminy,+

      Sy anaovany fifanekena, ary ampahafantariny azy izany.+

  • Salamo 89:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Andriamanitra tokony hohajaina izy, eo anivon’ireo masina mpinamana akaiky.+

      Be voninahitra sy mendrika hatahorana izy, eo amin’izay rehetra manodidina azy.+

  • Jeremia 23:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Raha nijoro teo anivon’ireo akaiky+ ahy mantsy izy ireo, dia ho nataony izay handrenesan’ny oloko ny teniko, ary ho nasainy niala tamin’ny lalan-dratsiny sy tamin’ny ratsy fanaony izy ireo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara