2 Ary raha mihady lavaka mba hiafina any amin’ny Fasana* izy ireo, dia any no hakan’ny tanako azy.+ Ary raha miakatra eny amin’ny lanitra izy, dia avy eny no hampidinako azy.+
13 Ary tsy misy zavaboary izay tsy mibaribary eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy miharihary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+