Salamo 139:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aiza no hialako amin’ny fanahinao?+Ary aiza no handosirako tsy ho eo anatrehanao?+ Isaia 66:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 66 Izao no nolazain’i Jehovah: “Ny lanitra no seza fiandrianako,+ ary ny tany no fitoeran-tongotro.+ Koa trano manao ahoana no azonareo atao ho ahy,+ ary toerana manao ahoana no honenako?”+
66 Izao no nolazain’i Jehovah: “Ny lanitra no seza fiandrianako,+ ary ny tany no fitoeran-tongotro.+ Koa trano manao ahoana no azonareo atao ho ahy,+ ary toerana manao ahoana no honenako?”+