FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Raha misy mpaminany+ na mpanonofy+ eo aminareo ka milaza famantarana na fambara,+

  • Deoteronomia 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Hovonoina ho faty ny mpaminany+ izay sahisahy ratsy miteny amin’ny anarako ka milaza zavatra tsy nasaiko nolazainy,+ na koa miteny amin’ny anaran’andriamani-kafa.+

  • Jeremia 27:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘“‘Aza mihaino an’ireo mpaminany+ sy mpisikidy sy mpanonofy+ sy ireo mampiasa herin’ny maizina ary ireo mpilalao ody+ eo aminareo, izay milaza hoe: “Tsy hanompo ny mpanjakan’i Babylona ianareo!”+

  • Zakaria 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Miresaka momba ny herin’ny maizina ny terafima.+ Ary ny mpisikidy kosa mahita fahitana tsy marina,+ miresaka nofy tsy misy dikany, ary miezaka hampionona nefa very maina fotsiny izany.+ Izany no mahatonga ny olona hirenireny toy ny ondry.+ Ho ory izy ireo, satria tsy misy mpiandry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara