FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tonga avy lavitra ny anaran’i Jehovah, miaraka amin’ny fahatezerany mirehitra+ sy rahona matevina. Ny molony dia feno fanamelohana, ary ny lelany kosa toy ny afo mandevona.+

  • Jeremia 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny tafika: “Noho izany teninareo izany, dia hataoko toy ny afo ao am-bavanao ny teniko,+ ary ity vahoaka ity kosa ho toy ny kitay, izay holevonin’ilay afo.”+

  • Jeremia 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy aho: “Tsy hiresaka momba azy intsony aho, na hiteny amin’ny anarany.”+ Toy ny afo mirehitra ato am-poko anefa ny teniny, eny, toy ny afo mirehitra voahidy ao amin’ny taolako. Sasatry ny mihazona izany aho, ary tsy vitako ny miaritra izany rehetra izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara