Isaia 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hanjary hahamenatra anareo ny fiarovan’i Farao,+ ary hahafa-baraka anareo ny fialofana eo ambany alok’i Ejipta.+ Jeremia 37:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izao no holazainareo amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany ahy:+ “Hiverina any amin’ny taniny, any Ejipta, ny tafik’i Farao izay nivoaka hanampy anareo.+
3 Dia hanjary hahamenatra anareo ny fiarovan’i Farao,+ ary hahafa-baraka anareo ny fialofana eo ambany alok’i Ejipta.+
7 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izao no holazainareo amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany ahy:+ “Hiverina any amin’ny taniny, any Ejipta, ny tafik’i Farao izay nivoaka hanampy anareo.+