6 Ary hoforan’i Jehovah Andriamanitrao ny fonao+ sy ny fon’ny taranakao,+ mba hitiavanao an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo, ka ho velona ianao.+
33 “Fa izao no fifanekena+ hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany”,+ hoy i Jehovah: “Hataoko ao anatin’izy ireo ny lalàko,+ sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho, ary izy ireo ho oloko.”+