FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+

  • Deoteronomia 29:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nirehitra tamin’ilay tany ny fahatezeran’i Jehovah, ka nataony nihatra taminy ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+

  • Jeremia 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 dia hataoko sahala amin’ilay tao Silo ity trano ity,+ ary ity tanàna ity kosa hataoko ho fanozonana ho an’ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.’”’”+

  • Jeremia 29:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa hanonona azy roa lahy ny olon’i Joda rehetra natao sesitany any Babylona rehefa manozona, ka hanao hoe: “Enga anie ianao ka hataon’i Jehovah hoatran’i Zedekia sy Ahaba,+ izay nodoran’ny mpanjakan’i Babylona tao anaty afo!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara