Levitikosy 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Haparitako any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ny tanànanareo ho rava tsy hisy mponina. Jeremia 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Haparitako any amin’ireo firenena tsy fantany sy tsy fantatry ny razany izy ireo,+ ary handefasako sabatra hamely azy, mandra-paharipany tanteraka.’+
33 Haparitako any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ny tanànanareo ho rava tsy hisy mponina.
16 Haparitako any amin’ireo firenena tsy fantany sy tsy fantatry ny razany izy ireo,+ ary handefasako sabatra hamely azy, mandra-paharipany tanteraka.’+