59 dia hataon’i Jehovah mahery vaika tokoa ny loza hanjo anao sy hanjo ny taranakao, dia loza lehibe sady maharitra,+ ary aretina mampidi-doza sady maharitra.+
15 Sabatra+ no eny ivelany, ary areti-mandringana sy mosary no ao anatiny.+ Ho fatin-tsabatra izay eny an-tsaha, ary izay ao an-tanàna kosa ho ripaky ny mosary sy ny areti-mandringana.+