Zakaria 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nety nihaino anefa izy ireo,+ sady mafy hatoka*+ sy nanampin-tsofina.+ Asan’ny Apostoly 7:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+
51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+