Isaia 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny fanamelohana an’i Babylona,+ tao amin’ny fahitana azon’i Isaia zanak’i Amoza:+ Isaia 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia ataovy izao teny fanarabiana ny mpanjakan’i Babylona izao: “Oadray! Nitsahatra tsy nanery ny olona hiasa intsony angaha izato izy, ka nitsahatra ny fampahoriana!+ Isaia 47:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Midìna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka,+ ry Babylona zanakavavy+ virjiny. Mipetraha amin’ny tany, eo amin’izay tsy misy seza fiandrianana,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Tsy hataon’ny olona intsony hoe miaingitraingitra sy mihanta ianao.+ Jeremia 51:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Izao no nolazain’i Jehovah: “Hampifofofofo rivotra+ mandravarava aho, mba hamely an’i Babylona+ sy ny mponin’i Leba-kamay.* Daniela 5:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Izao no hevitr’ilay teny: MENE: Nisain’Andriamanitra ny andro naharetan’ny fanjakanao ka faranany.+ Daniela 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tamin’iny alina iny ihany dia novonoina i Belsazara mpanjakan’ny Kaldeanina,+
4 dia ataovy izao teny fanarabiana ny mpanjakan’i Babylona izao: “Oadray! Nitsahatra tsy nanery ny olona hiasa intsony angaha izato izy, ka nitsahatra ny fampahoriana!+
47 Midìna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka,+ ry Babylona zanakavavy+ virjiny. Mipetraha amin’ny tany, eo amin’izay tsy misy seza fiandrianana,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Tsy hataon’ny olona intsony hoe miaingitraingitra sy mihanta ianao.+
51 Izao no nolazain’i Jehovah: “Hampifofofofo rivotra+ mandravarava aho, mba hamely an’i Babylona+ sy ny mponin’i Leba-kamay.*
26 “Izao no hevitr’ilay teny: MENE: Nisain’Andriamanitra ny andro naharetan’ny fanjakanao ka faranany.+