2 Mpanjaka 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tamin’ny andron’i Joiakima no niakaran’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona hanafika ilay tany. Koa lasa mpanompon’i+ Nebokadnezara nandritra ny telo taona i Joiakima. Nikomy taminy anefa izy.
24 Tamin’ny andron’i Joiakima no niakaran’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona hanafika ilay tany. Koa lasa mpanompon’i+ Nebokadnezara nandritra ny telo taona i Joiakima. Nikomy taminy anefa izy.