Isaia 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia ho rava toy ny nanaovan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora+ i Babylona, ilay ravak’ireo fanjakana,+ ilay hatsaran-tarehin’ny Kaldeanina+ sy reharehany. Isaia 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Hataoko fonenan’ny sokina izy, ary hataoko kamory anirian’ny bararata. Hofafako amin’ny kifafa fandringanana koa izy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
19 Dia ho rava toy ny nanaovan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora+ i Babylona, ilay ravak’ireo fanjakana,+ ilay hatsaran-tarehin’ny Kaldeanina+ sy reharehany.
23 “Hataoko fonenan’ny sokina izy, ary hataoko kamory anirian’ny bararata. Hofafako amin’ny kifafa fandringanana koa izy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.