Zakaria 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hahita izany i Askelona ka hatahotra. Hanaintaina mafy i Gaza. Ary hanaintaina mafy koa i Ekrona,+ satria ho menatra ilay nantenainy.+ Hisy mpanjaka ho faty ao Gaza, ary tsy honenana intsony i Askelona.+
5 Hahita izany i Askelona ka hatahotra. Hanaintaina mafy i Gaza. Ary hanaintaina mafy koa i Ekrona,+ satria ho menatra ilay nantenainy.+ Hisy mpanjaka ho faty ao Gaza, ary tsy honenana intsony i Askelona.+