FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 21:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ny fanamelohana ny lemaka karakaina: Any anaty ala any amin’ny lemaka karakaina no hatorianareo, ry olona miara-dia avy any Dedana.+

  • Jeremia 49:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Mandosira!+ Mialà ao! Midìna hiafina ao amin’ny lalina,+ ry mponin’i Dedana!+ Fa hataoko mihatra aminy ny loza nanjo an’i Esao, amin’ny fotoana hitodihako manokana aminy.+

  • Ezekiela 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 dia izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Haninjitra ny tanako hamely an’i Edoma+ koa aho ka horinganiko ny olona sy ny biby fiompy ao,+ ary horavako tanteraka izy, manomboka any Temana+ ka hatrany Dedana.+ Ho lavon-tsabatra izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara