6 Dia nohitsakitsahiko tao anatin’ny fahatezerako ny olona ka nataoko mamon’ny fahavinirako,+ ary nataoko nandriaka tamin’ny tany ny rany nifantsitsitra.”+
16 Ho tototry ny fahafaham-baraka ianao, fa tsy voninahitra.+ Mba misotroa koa ianao,+ ary aoka hoheverina ho tsy mifora.+ Hampisotroin’i Jehovah an’izay ao anatin’ny kaopy eny an-tanany ankavanana koa ianao,+ ary ho feno fahafaham-baraka ny voninahitrao.