Isaia 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa tezitra amin’ny firenena rehetra i Jehovah+ sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+ Hatokany haringana ireny, ka hovonoiny ho faty.+ Jeremia 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy ka nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy,+
2 Fa tezitra amin’ny firenena rehetra i Jehovah+ sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+ Hatokany haringana ireny, ka hovonoiny ho faty.+
17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy ka nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy,+