Jeremia 22:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Vilany tanimanga natao tsinontsinona sy nopotipotehina+ ve ity lehilahy antsoina hoe Konia+ ity, sa tavoara tsy misy mpitia?+ Nahoana izy sy ny taranany no natsipy sy nariana any an-tany tsy fantany?’+
28 Vilany tanimanga natao tsinontsinona sy nopotipotehina+ ve ity lehilahy antsoina hoe Konia+ ity, sa tavoara tsy misy mpitia?+ Nahoana izy sy ny taranany no natsipy sy nariana any an-tany tsy fantany?’+