Levitikosy 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Fa raha tsy mihaino ahy kosa ianareo, ka tsy mankatò ireo didy rehetra ireo,+ Deoteronomia 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+