Jeremia 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mba menatra ve izy ireo noho ny zavatra maharikoriko nataony?+ Tsy vitan’ny hoe tsy menatra mihitsy izy ireo, fa tsy hainy koa ny atao hoe henatra.+ Ho lavo miaraka amin’ireo lavo izy ireo.+ Ho tafintohina izy ireo rehefa hataoko ampamoaka”, hoy i Jehovah. Zefania 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanao ny rariny anefa i Jehovah, teo anivon’ilay tanàna.+ Tsy nanao ny tsy rariny izy.+ Nambarany isa-maraina ny didim-pitsarany,+ eny, nambara foana izany raha vao nazava ny andro.+ Ny olona tsy marina kosa tsy nahalala menatra.+
15 Mba menatra ve izy ireo noho ny zavatra maharikoriko nataony?+ Tsy vitan’ny hoe tsy menatra mihitsy izy ireo, fa tsy hainy koa ny atao hoe henatra.+ Ho lavo miaraka amin’ireo lavo izy ireo.+ Ho tafintohina izy ireo rehefa hataoko ampamoaka”, hoy i Jehovah.
5 Nanao ny rariny anefa i Jehovah, teo anivon’ilay tanàna.+ Tsy nanao ny tsy rariny izy.+ Nambarany isa-maraina ny didim-pitsarany,+ eny, nambara foana izany raha vao nazava ny andro.+ Ny olona tsy marina kosa tsy nahalala menatra.+