Ezekiela 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Ary ianao, ry zanak’olona, makà biriky, ka apetraho eo anatrehanao ary sorito eo an-tampony ny sarin’ny tanànan’i Jerosalema.+ Ezekiela 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary manaova fanoharana momba an’io taranaka mpikomy io,+ ka lazao amin’izy ireo hoe: “‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Ataingeno eo ambony afo ny vilanibe. Ataingeno ilay izy ka asio rano ao anatiny.+
4 “Ary ianao, ry zanak’olona, makà biriky, ka apetraho eo anatrehanao ary sorito eo an-tampony ny sarin’ny tanànan’i Jerosalema.+
3 Ary manaova fanoharana momba an’io taranaka mpikomy io,+ ka lazao amin’izy ireo hoe: “‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Ataingeno eo ambony afo ny vilanibe. Ataingeno ilay izy ka asio rano ao anatiny.+