FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary hoy koa Andriamanitra: “Efa nomeko anareo ny zavamaniry rehetra misy voa famboly, eny, ny zavamaniry rehetra eny ambonin’ny tany manontolo sy ny hazo rehetra izay mamokatra voankazo misy voany.+ Aoka ho sakafonareo izany.+

  • Salamo 115:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ny lanitra dia an’i Jehovah,+

      Fa ny tany kosa nomeny ho an’ny zanak’olombelona.+

  • Daniela 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Didy nambaran’ny mpiambina+ izany, ary didim-pitsarana nambaran’ireo masina, mba hahalalan’ny velona fa ilay Avo Indrindra no Mpitondra eo amin’ny fanjakan’ny olombelona,+ ka izay tiany homena azy no omeny azy,+ ary ilay ambany indrindra amin’ny olombelona no apetrany eo amin’izany fanjakana izany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara