FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary ny zanakalahin’i Zedekia dia novonoin’izy ireo teo imasony,+ ary ny mason’i Zedekia kosa nopotsiriny.+ Dia nofatorany tamin’ny gadra varahina+ izy, ka nentiny tany Babylona.+

  • Jeremia 21:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana ny olona mbola mijanona ato amin’ity tanàna ity.+ Fa izay mivoaka kosa ka mitolo-batana amin’ny Kaldeanina, izay manao fahirano anareo, dia tsy ho faty fa ny ainy no ho babony.”’+

  • Jeremia 42:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 dia hahatratra anareo any Ejipta ny sabatra izay maharaiki-tahotra anareo,+ ary hanaraka akaiky anareo any ny mosary izay atahoranareo,+ ka any no hahafatesanareo.+

  • Ezekiela 26:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hovonoiny amin’ny sabatra ny mponin’ireo tanàna ambanivohitra niankina taminao. Hanorina manda sy tovon-tany* hanaovana fahirano anao izy,+ ary ampinga lehibe no hatsangany hanoherana anao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara