24 Nanorina tovon-tany+ hanaovana fahirano ny tanàna ny fahavalo mba hamaboana azy.+ Hatolotra eo an-tanan’ireo Kaldeanina miady aminy ny tanàna,+ noho ny loza ateraky ny sabatra+ sy ny mosary+ ary ny areti-mandringana.+ Koa tanteraka tokoa izay nolazainao, ary hitanao mihitsy izany.+