FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Mbola misy lehilahy iray any azo asaina manontany an’i Jehovah.+ Tena halako anefa izy+ satria tsy mba maminany zava-tsoa momba ahy, fa zava-dratsy.+ I Mikaia zanak’i Jimla izany.” Fa hoy i Josafata: “Aza dia miteny toy izany, ry mpanjaka ô!”+

  • Jona 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nony tonga tany amin’ny mpanjakan’i Ninive ilay teny,+ dia nitsangana niala teo amin’ny seza fiandrianany izy ka nanaisotra ny akanjom-boninahiny ary nitafy lamba gony, sady nipetraka tamin’ny lavenona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara