Deoteronomia 18:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha miteny amin’ny anaran’i Jehovah ilay mpaminany, nefa tsy tanteraka na tsy marina ilay teny, dia tsy nolazain’i Jehovah ilay izy. Sahisahy ratsy ilay mpaminany nilaza izany.+ Koa aza matahotra azy.’+
22 Raha miteny amin’ny anaran’i Jehovah ilay mpaminany, nefa tsy tanteraka na tsy marina ilay teny, dia tsy nolazain’i Jehovah ilay izy. Sahisahy ratsy ilay mpaminany nilaza izany.+ Koa aza matahotra azy.’+