Ohabolana 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ialao ny tsisy saina,+ fa tsy handre azy hilaza teny manome fahalalana ianao.+ Ohabolana 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza mamaly ny tsisy saina araka ny hadalany, sao hitovy aminy koa ianao.+