Jeremia 27:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa efa nomeko an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona+ sady mpanompoko,+ ireo tany rehetra ireo. Ary efa nomeko azy hatramin’ny bibidia mba hanompo azy.+ Daniela 2:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ary nomeny eo an-tananao+ koa ny bibidia sy ny voro-manidina, na aiza na aiza onenan’ny zanak’olombelona, sady nataony mpanjakan’izy rehetra ianao. Araka izany, dia ianao ilay loha volamena.+
6 Koa efa nomeko an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona+ sady mpanompoko,+ ireo tany rehetra ireo. Ary efa nomeko azy hatramin’ny bibidia mba hanompo azy.+
38 ary nomeny eo an-tananao+ koa ny bibidia sy ny voro-manidina, na aiza na aiza onenan’ny zanak’olombelona, sady nataony mpanjakan’izy rehetra ianao. Araka izany, dia ianao ilay loha volamena.+