17 Ary notendren’ny mpanjaka hiandraikitra ny vavahady ilay manamboninahitra lefitra nitehenany.+ Voahitsakitsaky+ ny olona teo am-bavahady anefa izy, ka maty. Izany no efa nolazain’ilay lehilahin’Andriamanitra,+ rehefa nidina tany aminy ny mpanjaka.