FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 24:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Raha misy lehilahy maka vady ka lasa fananany ravehivavy, izany hoe lasa vadiny, nefa manjary tsy mahazo sitraka aminy satria nahitany zavatra manafintohina,+ dia aoka izy hanao taratasy fisaraham-panambadiana+ ary hanolotra izany an-dravehivavy, ka handroaka azy hiala ao an-tranony.+

  • Isaia 50:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aiza izay taratasy fisaraham-panambadiana+ nomeko an-dreninareo izay noroahiko?+ Iza tamin’ireo nitrosako no nivarotako anareo?+ Noho ny fahadisoanareo+ ihany no nivarotana anareo, ary noho ny helokareo ihany no nandroahana an-dreninareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara