Joba 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tokana ihany ny ao an-tsainy, ka iza no mahatohitra azy?+Na inona na inona faniriany dia hotanterahiny.+ Salamo 33:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Maharitra tsy miova mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fikasan’i Jehovah,+Ary tsy miova ny hevitry ny fony, na dia hatramin’ny taranaka fara mandimby aza.+ Salamo 40:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Maro ny zavatra nataonao,+Jehovah Andriamanitro ô, eny, maro ny asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+Tsy misy azo ampitahaina aminao.+Raha te hilaza sy hiresaka momba izany aho,Dia maro loatra ireny ka tsy ho voatanisako.+
13 Tokana ihany ny ao an-tsainy, ka iza no mahatohitra azy?+Na inona na inona faniriany dia hotanterahiny.+
11 Maharitra tsy miova mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fikasan’i Jehovah,+Ary tsy miova ny hevitry ny fony, na dia hatramin’ny taranaka fara mandimby aza.+
5 Maro ny zavatra nataonao,+Jehovah Andriamanitro ô, eny, maro ny asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+Tsy misy azo ampitahaina aminao.+Raha te hilaza sy hiresaka momba izany aho,Dia maro loatra ireny ka tsy ho voatanisako.+