Zefania 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Efa nesorin’i Jehovah tsy ho aminao ny fanamelohana,+ ary efa nampandositra ny fahavalonao izy.+ Eo aminao i Jehovah, ilay mpanjakan’ny Israely,+ ka tsy hatahotra ny loza intsony ianao.+
15 Efa nesorin’i Jehovah tsy ho aminao ny fanamelohana,+ ary efa nampandositra ny fahavalonao izy.+ Eo aminao i Jehovah, ilay mpanjakan’ny Israely,+ ka tsy hatahotra ny loza intsony ianao.+