Deoteronomia 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa iza moa no firenen-dehibe+ manana andriamanitra akaiky azy toa an’i Jehovah Andriamanitsika izay akaiky antsika rehefa antsointsika?+ Isaia 55:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mitadiava an’i Jehovah, dieny mbola hita izy.+ Miantsoa azy, dieny mbola akaiky izy.+
7 Fa iza moa no firenen-dehibe+ manana andriamanitra akaiky azy toa an’i Jehovah Andriamanitsika izay akaiky antsika rehefa antsointsika?+