Jeremia 27:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Fa tsy naniraka an’ireny aho’, hoy i Jehovah, ‘nefa maminany lainga amin’ny anarako izy mba hahatonga ahy hanaparitaka anareo,+ ka ho faty ianareo+ sy ny mpaminany izay maminany aminareo.’”+
15 “‘Fa tsy naniraka an’ireny aho’, hoy i Jehovah, ‘nefa maminany lainga amin’ny anarako izy mba hahatonga ahy hanaparitaka anareo,+ ka ho faty ianareo+ sy ny mpaminany izay maminany aminareo.’”+