FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hiasa aminao ny fanahin’i+ Jehovah, ka hiteny toy ny mpaminany+ miaraka amin’izy ireo eo ianao, sady hovana ho olom-baovao.

  • 1 Samoela 19:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Avy hatrany dia nandefa iraka hisambotra an’i Davida i Saoly. Rehefa nahita ny mpaminany zokiolona naminany ny iraka nalefan’i Saoly, sady nahita an’i Samoela nitarika an’ireny, dia tonga tamin’ireo iraka ny fanahin’Andriamanitra,*+ ka nanao hoatran’ny mpaminany+ koa ireo.

  • Jeremia 43:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 dia niteny tamin’i Jeremia i Azaria zanak’i Hosaia+ sy Johanana+ zanak’i Karea ary ny lehilahy be di-doha+ rehetra hoe: “Mandainga ianao,+ fa tsy naniraka anao hilaza aminay i Jehovah Andriamanitsika hoe: ‘Aza mandeha mivahiny any Ejipta.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara