Jeremia 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsipìka sy lefom-pohy no ho eny an-tanany.+ Firenena lozabe sy tsy miantra izy io. Midoboka toy ny ranomasina ny feony,+ ary mitaingin-tsoavaly ny miaramilany.+ Milahatra toy ny lehilahy mpiady izy mba hanafika anao, ry Ziona zanakavavy ô!”+
23 Tsipìka sy lefom-pohy no ho eny an-tanany.+ Firenena lozabe sy tsy miantra izy io. Midoboka toy ny ranomasina ny feony,+ ary mitaingin-tsoavaly ny miaramilany.+ Milahatra toy ny lehilahy mpiady izy mba hanafika anao, ry Ziona zanakavavy ô!”+