Isaia 29:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa nilaza toy izao tamin’ny taranak’i Jakoba i Jehovah, dia izy izay nanavotra an’i Abrahama:+ “Tsy ho menatra i Jakoba, sady tsy ho hatsatra ny tarehiny.+
22 Koa nilaza toy izao tamin’ny taranak’i Jakoba i Jehovah, dia izy izay nanavotra an’i Abrahama:+ “Tsy ho menatra i Jakoba, sady tsy ho hatsatra ny tarehiny.+