Joela 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary i Jehovah hanandratra ny feony+ eo anoloan’ny tafiny,+ satria maro be ny miaramilany.+ Mahery mantsy ilay manatanteraka ny teniny. Fa lehibe sy tena mampahatahotra ny andron’i Jehovah,+ ka iza no mahatanty izany?”+ Amosa 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Lozan’izay maniry mafy ny hiavian’ny andron’i Jehovah!+ Fa ho inona ho anareo moa ny andron’i Jehovah?+ Ho haizina izany fa tsy hazavana,+ Zefania 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Akaiky+ ny andro lehiben’i+ Jehovah. Efa akaiky izy io, sady manatona haingana dia haingana.+ Injay ny andron’i Jehovah!+ Mangidy izany andro izany. Amin’izany dia hiantsoantso mafy ny lehilahy mahery.+
11 Ary i Jehovah hanandratra ny feony+ eo anoloan’ny tafiny,+ satria maro be ny miaramilany.+ Mahery mantsy ilay manatanteraka ny teniny. Fa lehibe sy tena mampahatahotra ny andron’i Jehovah,+ ka iza no mahatanty izany?”+
18 “‘Lozan’izay maniry mafy ny hiavian’ny andron’i Jehovah!+ Fa ho inona ho anareo moa ny andron’i Jehovah?+ Ho haizina izany fa tsy hazavana,+
14 “Akaiky+ ny andro lehiben’i+ Jehovah. Efa akaiky izy io, sady manatona haingana dia haingana.+ Injay ny andron’i Jehovah!+ Mangidy izany andro izany. Amin’izany dia hiantsoantso mafy ny lehilahy mahery.+