FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 47:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hiharan-doza ianao, nefa tsy hahita ody hisakanana izany. Hiharam-pahoriana ianao,+ nefa tsy ho afa-miala amin’izany. Hanjo anao tampoka+ ny faharavana mbola tsy nahazatra anao.

  • Jeremia 50:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Antsoy hamely an’i Babylona ny mpandefa zana-tsipìka, dia izay rehetra manisy tady ny tsipìka.+ Mitobia manodidina azy mba hiady aminy, ka aza avela hisy ho afa-mandositra.+ Valio araka ny nataony izy.+ Sahala amin’izay rehetra nataony ihany no ataovy aminy.+ Fa nirehareha nanohitra an’i Jehovah izy, eny, nanohitra an’Ilay Masin’ny Israely.+

  • Jeremia 51:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hatsingeriko amin’i Babylona sy ny mponina rehetra any Kaldea ny ratsy rehetra nataony tao Ziona, teo anatrehanareo”,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara