14 Rehefa nanatsotra ny tanany anefa i Israely, dia napetrany teo amin’ny lohan’i Efraima ny tanany havanana,+ na izy aza no zandriny,+ ary ny tanany havia kosa teo amin’ny lohan’i Manase.+ Niniany natao toy izany ny tanany, nefa i Manase no lahimatoa.+