Jeremia 7:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “‘Koa ho avy ny andro’, hoy i Jehovah, ‘izay tsy hilazana intsony hoe Tofeta na lohasahan’ny taranak’i Hinoma, fa lohasaha famonoana kosa.+ Ary handevina ao Tofeta izy ireo, na dia efa tsy misy toerana azo andevenana intsony aza ao.+
32 “‘Koa ho avy ny andro’, hoy i Jehovah, ‘izay tsy hilazana intsony hoe Tofeta na lohasahan’ny taranak’i Hinoma, fa lohasaha famonoana kosa.+ Ary handevina ao Tofeta izy ireo, na dia efa tsy misy toerana azo andevenana intsony aza ao.+