Jeremia 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Mandehana lazao amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda,+ eny, lazao aminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity,+ ka hodorany.+ Jeremia 37:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hiverina eto indray ny Kaldeanina ka hanafika an’ity tanàna ity sy hamabo azy ary handoro azy.”+
2 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Mandehana lazao amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda,+ eny, lazao aminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity,+ ka hodorany.+
8 Dia hiverina eto indray ny Kaldeanina ka hanafika an’ity tanàna ity sy hamabo azy ary handoro azy.”+