Levitikosy 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Arakaraka ny isan’ny taona aorian’ny Jobily no hividiananao tany amin’ny namanao, ary arakaraka ny isan’ny taona iakaran’ny vokatra no hivarotany aminao.+
15 Arakaraka ny isan’ny taona aorian’ny Jobily no hividiananao tany amin’ny namanao, ary arakaraka ny isan’ny taona iakaran’ny vokatra no hivarotany aminao.+