Nehemia 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nataonao maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranany.+ Ary nitondra azy ireo ianao mba ho eto amin’ity tany+ ity izay efa nampanantenainao ny razany+ fa hidirany sy halainy ho fananany. Salamo 105:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Nomeny azy ireo tsikelikely ny tanin’ireo firenena,+Ka nalain’izy ireo ho fananany izay nisasaran’ny firenena samy hafa,+
23 Nataonao maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranany.+ Ary nitondra azy ireo ianao mba ho eto amin’ity tany+ ity izay efa nampanantenainao ny razany+ fa hidirany sy halainy ho fananany.
44 Nomeny azy ireo tsikelikely ny tanin’ireo firenena,+Ka nalain’izy ireo ho fananany izay nisasaran’ny firenena samy hafa,+